Fa hahazo hery ianareo amin'ny hilatsahan'ny Fanahy Masina aminareo, ary ho vavolombeloko hatramin'ny faran'ny tany. Asa 1:8

Mandehana amin’ny rariny sy hitsiny ao amin’ny Tompo

Hainao ve

  • 31/05/2017 23:15 -Ireo sakafo 5 miady amin’ny fahanterana

    Ireo sakafo 5 miady amin’ny fahanterana Samy mitady ny fomba hanalavirana ny fahanterana ny olombelona. Làlana iray amin'izany ny fihinanana sakafo ara-pahasalamana....

  • 15/11/2016 09:23 -Andro iraisam-pirenena ho an'ny Baiboly anio

    JIB na Journee international Biblique, natao ho andro iraisam-pirenena ho an'ny Baiboly anio faha-15 Novambra 2016. Hifanentanan'ny kristiana maneran-tany ny mizara izay andinin-tSoratra Masina mandresilahatra azy anio tontolon'ny andro amin'ny tambajotra maro isankarazany sy ny toa izany. ...

  • 29/08/2016 22:40 - DILOILO COCO SY NY TOMBOTSOA ENTINY.

     DILOILO COCO SY NY TOMBOTSOA ENTINY. Efa tsy vaovao amintsika loatra ny fampiasa amin'ny fiainana andavanandro ny diloilo coco....

  • 07/06/2016 07:58 -Ny ovy

    Ny ovy Soa maro no mety ho azo avy amin'ny fihinanana ny ovy....

  • 11/04/2016 17:59 -Ny sakamalao

    Ny sakamalao Sakamalao, natao ho an'ireo te-hanena vatana sy hanala tavy....

  • 25/09/2015 07:13 -Ny vokatsoa azo avy amin’ny « jus de noni »

    Ny vokatsoa azo avy amin’ny « jus de noni » Anisan’ny voankazo efa hita betsaka eny an-tsena eto amintsika amin’izao fotoana zao ny «Noni »...

  • 14/07/2015 06:57 -NY ZAVA-TSOA ENTIN’NY ZAVOKA ( AVOCAT )

    NY ZAVA-TSOA ENTIN’NY  ZAVOKA ( AVOCAT ) Otrik'aina maro isankarazany no hita ao amin' ity voankazo ity....

  • 12/05/2015 22:08 -MAHASOA NY HODIM-BOASARY , AZA ARIANA INTSONY !

    MAHASOA NY HODIM-BOASARY , AZA ARIANA INTSONY ! Mandevona ny menaka ratsy ao amin’ny rà, mampahia, miaro amin’ny karazana homamiadana... ...

  • 08/04/2015 22:31 -Ny soja sy ny vokatsoa entiny

    Ny soja sy ny vokatsoa entiny Efa imbetsaka angamba isika nahare fa betsaka ny vokatsoa entin'ny ny soja eo amin'ny fahasalamana noho ny fisian'ny singa “isoflavones” ao anatiny. ...

  • 28/02/2015 17:16 -Ny akoran’atody,tena mahasoa !

    Ny akoran’atody,tena mahasoa ! Manamafy ny taolana sy mampiakatra ny hery fiarovana ao amin’ny vatana, manadio rà…Tena ilaina ho an’ny fahasalamantsika ny akoran’atody ka aza ariana intsony ary e. Ireto ny santionany amin’ireo soa azo avy aminy: ...