Fa hahazo hery ianareo amin'ny hilatsahan'ny Fanahy Masina aminareo, ary ho vavolombeloko hatramin'ny faran'ny tany. Asa 1:8

MANEKE HOHAVAOZIN'NY FANAHY MASINA

Tafika masina

FIOFANANA TAFIKA MASINA 201420/01/2014 05:45

Efa niantomboka tamin'ny Sabotsy teo ny fiofanan'ny mpiantafika taorian'ny tafika masina tany Ambohidehilahy tamin'ny volana Desambra 2013 farany teo. Hiantsona ireo mpiofana rehetra sy ireo izay te-hanatevin-daharana rehetra koa izany toerana: IFR, Ora: 4 ora. Isaky ny sabotsy maraina ao am-piangonana dia misy ny vondrom-bavaka tarihin'ny Sampan'asa AFF hanasana ny rehetra hiara-hiombom-bavaka.