Fa hahazo hery ianareo amin'ny hilatsahan'ny Fanahy Masina aminareo, ary ho vavolombeloko hatramin'ny faran'ny tany. Asa 1:8

Mihainoa ny Tenin’ny Tompo

Lesona Katekomena Feo

Ireo Sampana, Sampan'asa, Asa, Fikambanana eto amin'ny Fiangonana03/08/2017 07:57

Lesona Katekomena (Feo : Audio) :


Téléchargement ...



Famintinana :

Lesona katekomena 24 jona 2017 : Ireo Sampana, Sampan'asa, Asa, Fikambanana eto amin'ny Fiangonana. Fampianaran'ny Mpitandrina Ranjakavola isaky ny sabotsy hariva amin'ny 2 ora sy 30 mn ao amin'ny IFR.