Fa hahazo hery ianareo amin'ny hilatsahan'ny Fanahy Masina aminareo, ary ho vavolombeloko hatramin'ny faran'ny tany. Asa 1:8

MANEKE HOHAVAOZIN'NY FANAHY MASINA

Lesona Katekomena Feo

Lesona : Ilay zanaka adala - sabotsy 9 septambra 201703/10/2017 13:18

Lesona Katekomena (Feo : Audio) :


Téléchargement ...



Famintinana :

Fampianarana katekomena ataon'ny Mpitandrina Ranjakavola, miseho isaky ny sabotsy hariva amin'ny 02 ora sy sasany ao amin'ny IFR : Ilay zanaka adala