Fa hahazo hery ianareo amin'ny hilatsahan'ny Fanahy Masina aminareo, ary ho vavolombeloko hatramin'ny faran'ny tany. Asa 1:8

Mihainoa ny Tenin’ny Tompo

Lesona Katekomena Feo

Ny fahaterahana indray07/10/2017 21:44

Lesona Katekomena (Feo : Audio) :


Téléchargement ...



Famintinana :

Fampianarana katekomena nataon'ny Mpitandrina Ranjakavola, tamin'ny sabotsy 23 septambra 2017 amin'ny 02 ora sy sasany hariva tao amin'ny IFR.