Fa hahazo hery ianareo amin'ny hilatsahan'ny Fanahy Masina aminareo, ary ho vavolombeloko hatramin'ny faran'ny tany. Asa 1:8

Mihainoa ny Tenin’ny Tompo

Perikopa Febroary 2018

Mihainoa ny Tenin’ny Tompo
01/02/2018
28/02/2018
Alahady 4 febroary 2018
Alahady faha IV manaraka ny Epifania
Deoteronomia 5.25-30
I Tesaloniana 2.13-16
Jaona 10.22-30

Alahady 11 febroary 2018
Alahady faha V manaraka ny Epifania
Josoa 3.9-17
Jakoba 1.16-25
Lioka 8.4-15

Alahady 18 febroary 2018
Karemy
Jeremia 2.4-13
Hebreo 3.7-15
Marka 7.14-23

Alahady 25 febroary 2018
Karemy
I Samoela 15.16-29
Asan'ny Apostoly 13.44-52
Jaona 8.4-15