Fa hahazo hery ianareo amin'ny hilatsahan'ny Fanahy Masina aminareo, ary ho vavolombeloko hatramin'ny faran'ny tany. Asa 1:8

Sahia mitory fahamarinana

Vaovao

Arahaba nahatratra ny taona vaovao 201802/01/2018 04:52

Arahaba nahatratra ny taona vaovao 2018 Fanompoam-pivavahana sy fifampiarahabana no nanamarika izany ny 1 Jaonary 2018 tao amin'ny FJKM Ankadifotsy.

Ny FJKM Ankadifotsy manontolo, ny Mpitandrina Ranjakavola mianankavy, dia miarahaba anao nahatratra ny taona vaovao 2018 ary mirary taom-pitahiana sy fahombiazana eo ambany fitantanan' Ilay Jesoa Tompo mahery mandrakariva.