Vaovao farany

Arahaba nahatratra ny taona vaovao 2018 - 02 janvier 2018

Fanompoam-pivavahana sy fifampiarahabana no nanamarika izany ny 1 Jaonary 2018 tao amin'ny FJKM Ankadifotsy. tohiny

Fotoam-pivavahana 22 Octobre 2017 hariva, Vavaka ho an'i Mpitandrina Lala RASENDRAHASINA 28 octobre 2017

Toriteny nataon'i Filohan'ny FJKM, ny Mpitandrina Irako Andriamahazosoa Ammi tohiny

"appel d'offre" - faha 150 taonan'ny Fiangonana 21 octobre 2017

Ny Komity faha 150 taona dia faly mampahafantatra an-tsika ny "appel d'offre" entina hanatanterahana ny tsangam-baton'ny fankalazana. Koa mamporisika antsika manana ny fahaiza-manao sy traikefa tandrify an'izany handray anjara. Io amin'ny sary ny andinindininy. tohiny

Fampianarana

  • Farimbona
  • feo katekomena
  • Sampana Fifohazana
  • Samy hafa

    Fiangonana FJKM: ALAHADY 21 JANOARY 2018 eny Mahamasina avokoa.
    Fanompoam-pivavahana ho fitondrana am-bavaka ny filohan’ny FJKM mianakavy, ny FJKM sy ny taom-piasana vaovao.

    SPIA 19: komity lehibe AFF
    Ny 14 Desambra 2017 teo no natao tao amin'ny FJKM Analakely ny komity lehibe AFF. Asa maro no miandry ny isam-pitandremana amin'ny 2018.

    Zanaka ampielezana

    Fandraisan-tànana
    Ny Alahady 21 Mey 2017 lasa teo no nanokanana ireo nahavita ny fianarany tamin'ny SEFALA tany amin'ny FJKM telotrano tany Canada.

    Nanokana mpiandry 5 ny FJKM Kanada
    5 mianadahy no mpiandry natokana hiasa any amin’ ny FJKM any Kanada ny volana Oktobra lasa teo.

    Powered by eZ Publish™ CMS Open Source Web Content Management. Copyright © 1999-2010 eZ Systems AS (except where otherwise noted). All rights reserved.