Farimbona

Fanokafana tao-pitaizana 2017-201828/10/2017 06:06

Fotoam-pivavahana

Ny sabotsy 28 oktobra 2017 amin'ny 4 ora hariva no ho tanterahana ny fotoam-pivavahana fanokafana ny taom-pitaizana 2017-2018. Marihina fa ato amin'ny fitandremana FJKM Ankadifotsy no ho tanterahana io fotoana fisaorana sy fangataha-pitahiana amin'Andriamanitra io. 

Powered by eZ Publish™ CMS Open Source Web Content Management. Copyright © 1999-2010 eZ Systems AS (except where otherwise noted). All rights reserved.