SA

  • 27/09/2017 21:46 -Sekoly Alahady: hanomboka ny 8 oktobra 2017 izao.

    Sekoly Alahady: hanomboka ny 8 oktobra 2017 izao. Nisy ny pré-rentréé tamin'ity taona ity ho fandaminana ny taom-pianarana sy mba hanatrarana ny tanjona...

  • 15/04/2016 21:44 -Misy ny BIBLIO-BUS eo anivon'ny sekoly alahady

    Misy boky maro mahakasika ny lesona Sekoly Alahady ao amin'ny Biblio-bus....

  • 27/12/2015 15:48 -Alahadin’ny sampana Sekoly Alahady ( 13 Desambra 2015)

    . Niavaka ny fankalazana ny alahadin’ny sampana Sekoly Alahady teto amin’ny fitandremana Ankadifotsy tamin’ity taona 2015 ity satria nisy fampisehoana an-tsehatra ny tolakandro....

  • 29/12/2014 14:53 -5 mn tamin'ny alahadin'ny Sekoly Alahady (14 desambra 2014)

    “sketch” izay natolotry ny kilasy faha-7 (14 taona) niaraka tamin’ny mpampianany Atoa Ramarozaka Léon....

  • 29/08/2014 07:13 -FIDIRAN' NY SAMPANA SEKOLY ALAHADY.

    Taorian'ny fiatoana kely, ny fianarana Sekoly Alahady dia hiantomboka indray amin'ny 21 Septambra 2014 izao, eo anelanelan'ny fanompoam-pivavahana roa. tongava soa daholo rankizy!!!!...

  • 24/07/2014 16:54 -Fizarana valisoa Sekoly Alahady 2014

    Amin'ny Alahady 27 Jolay izao, amin'ny oran'ny Sekoly Alahady ny fizarana ny valisoa ho an'ny mpianatra sekoly alahady nanao fanadinana rehetra....

  • 20/01/2014 06:02 -FIFAMPIZARANA: tao amin’ny Vondrom-bavaky ny sampana Sekoly Alahady

    “Ampiasao izay nomen’ny Tompo anao” “Dia toy izany koa isika, na dia maro aza, dia tena iray ihany ao amin’ny Kristy, ary samy miara-momba ny tena isika rehetra.” Romana 12: 5 no tenin’ny Soratra Masina nitondrana izany....

  • 09/07/2013 07:32 -5mn: 23 jona 2013

    45 taona lasa izay dia nisy zava-niseho teto Madagasikara, inona moa izay rankizy ? tsy misy mahalàla ve ? ankalazaintska amin’ity volana jona ity izay. 45 taona izay no niorina ny fiangonana FJKM. Inona moa Rankizy no tena iorenan’izany fiangonana FJKM izany ? ny finoana an’Andriamanitra Ray sy JEsoa Kristy ary ny Fanahy Masina. Ary zavatra 3 lehibe no mitoetra eo amin’ny fiangonana tena kristiana: ny finoana, ny fanantenana, ny fitiavana...

  • 16/06/2013 04:40 -5 min 09 jona 2013

    Dimy minitra 09 jona 2013Faly miarahaba antsika amin'ny anaran'I Jesoa Kristy Rankizy,Tantaran'i Vonjy, zazavavy 14 taona no anombohanna ny fampianarana anio. Sariaka dia sariaka i Vonjy ka nanana namana be dia be....

  • 18/04/2013 13:43 -5mn 14 avril 2013

    fonja « Fa toy izao no nitiavan’Andriamanitra izao tontolo izao : nomeny ny Zanany lahy Tokana, mba tsy ho very izay rehetra mino Azy, fa hanana fiainana mandrakizay. » Jaona 3.16...

Powered by eZ Publish™ CMS Open Source Web Content Management. Copyright © 1999-2010 eZ Systems AS (except where otherwise noted). All rights reserved.