Toriteny

  • 20/08/2018 05:47 -Alahady 19 Aogositra 2018

    Alahady 19 Aogositra 2018 Fa valio soa ny ratsy ary miorena mafy ao amin'ny finoana an'Andriamanitra, nefa tsy finoana amin'ny saina fa finoana entina mihaina....

  • 15/08/2018 22:47 -Alahady 12 Aogositra 2018

    Alahady 12 Aogositra 2018 Manahafa an'i Kristy Izay tsy mamaly herisetra ny herisetra mba hamonjena ny olona rehetra, ka hampiverina azy ao amin'i Jesoa Tompo fa samy tian'Andriamanitra tsy ho very isika rehetra....

  • 06/08/2018 04:19 -Alahady 05 Aogositra 2018

    Alahady 05 Aogositra 2018 Tsy ny sabatra no mahavonjy fa ny fo tia an'Andriamanitra, tia namana koa valio soa ny ratsy....

  • 30/07/2018 06:39 -Alahady 29 Jolay 2018

    Alahady 29 Jolay 2018 Ataovy mazava ny safidinao, hanandratra sy hanome voninahitra ny Tompo, hanompo Azy amin'ny fo ho fideranao Azy....

  • 22/07/2018 19:27 -Aahady 22 Jolay 2018

    Aahady 22 Jolay 2018 Efa nandray ny antson'ny Tompo ianao, na oviana na oviana ataovy tsara izay niantsony anao mba ho faly aminao Izy....

  • 15/07/2018 22:32 -Alahady 15 Jolay 2018

    Alahady 15 Jolay 2018 Miverena ho tia ny Tenin'Andriamanitra amin'ny famakiana, fandalinana, fankatoavana ny Tompo hanarenany ny fifankatiavantsika....

  • 09/07/2018 21:51 -Alahady 08 Jolay 2018

    Alahady 08 Jolay 2018 Efa nomen'Andriamanitra anao tamin'ny batisa ny fahefana hahatongavanao ho zanak'Andriamanitra mba hahaizanao manaiky sy mankatoa Azy ka hialanao amin'ny ratsy....

  • 01/07/2018 17:14 -Alahady 1 jolay 2018

    Alahady 1 jolay 2018 Aza matahotra manambara an'i Jesoa Ilay marina sy manamarina anao ho voninahitr'Andriamanitra...

  • 24/06/2018 17:35 -Alahady 24 jona 2018

    Alahady 24 jona 2018 Ray iombonan'ny zanak'Andriamanitra rehetra Ilay Raintsika,, hajainao, tompoinao fa miantoka ny fiainan'ny zanany tsirairay....

  • 20/06/2018 20:40 -Alahady 17 Jiona 2018

    Alahady 17 Jiona 2018 ...

Powered by eZ Publish™ CMS Open Source Web Content Management. Copyright © 1999-2010 eZ Systems AS (except where otherwise noted). All rights reserved.