Vaovao

Fotoam-pivavahana 22 Octobre 2017 hariva, Vavaka ho an'i Mpitandrina Lala RASENDRAHASINA28/10/2017 10:47

Fotoam-pivavahana 22 Octobre 2017 hariva, Vavaka ho an'i Mpitandrina Lala RASENDRAHASINA Toriteny nataon'i Filohan'ny FJKM, ny Mpitandrina Irako Andriamahazosoa Ammi

Notanterahana ny alahady 22 oktobra 2017 hariva teto amin'ny fitandremana FJKM Ankadifotsy ny fotoam-pivavahana ho fanomezam-boninahitra an'Andriamanitra ny amin'ny asa nosahanin'i Mpitandrina RASENDRAHASINA Lala, filohan'ny FJKM feo aloha. Ny filohan'ny FJKM ankehitriny, ny Mpitandrina Irako Andriamahazosoa Ammi no nitondra ny hafatr'Andriamanitra nandritra io fotoana lehibe io. Manasa antsika ary hijery eo ambany eo ny toriteny an-tsary.

Powered by eZ Publish™ CMS Open Source Web Content Management. Copyright © 1999-2010 eZ Systems AS (except where otherwise noted). All rights reserved.