AFF Ankadifotsy

Fiofanana ho amin'ny tafika Masina miaraka amin'ny AFF Foibe

 

Ny 14,21,28 May 2022  (samy @ 10h ka hatramin'ny 4h hariva) izao dia hisy fiofanana atao miaraka amin'ny AFF foibe, ka :
 

  • ny 14 May: FJKM Betafo Ambohimanarina
  • ny 21 May: FJKM Itaosy
  • ary ny 28 May: kolejy RASALAMA

     

Manoratra anarana any amin'Atoa Ratsimbazafy Ravo (ny 14 na 21 May) ireo niofana ka hanatanteraka ny tafika Masina any Daraina Vohemar

Date
06/05/2022