INSTITUTION FJKM RAINANDRIAMAMPANDRY ANKADIFOTSY

RANDRAMPITO

                Hetsika fanabeazana sy tantara ary kolontsaina, eo ambany fiahian-dRamatoa RAKOTONDRANAIVO Domoina, Tale nasionalin 'ny Sekoly FJKM sy Ramatoa ANDRIAMBOAVONJY Hanitra, Filohan'ny Foiben'ny FI. MPI. MA maneran-tany sady reny mpiahy ny hetsika.

                Hatao ny zoma 24 jona 2022 ao amin’ny sekoly IFR. Hiantomboka amin'ny 9 ora ny fotoana. Hanasana ny mpianankavin' ny finoana rehetra hifanotrona amin' izany.

                Ny karatra fandraisana anjara dia efa azo raisina avy hatrany eny amin'ny sekoly IFR Ankadifotsy.

Date
09/05/2022