HAY SORATRA MASINA - Dingana Famaranana

SAMPANA SEKOLY ALAHADY

KOMITY 130 taona

 

Manasa antsika fiangonana hanohana ireo zanatsika hiatrika ny HAY SORATRA MASINA, dingana FAMARANANA,ny Alahady 20 Novambra 2022 amin'ny 3 ora sy sasany tolakandro eto am-piangonana.

HAY SM Dingana Famaranana

 

Date
15/11/2022