Fintina Toriteny

Toriteny Alahady 18/06/2023 Lohahevitra : Iorenan' ny fahafahana ny Tompo Ny Lioka 7: 1-10 no nakΓ na ny hafatra. Hafatra 3 no nomena : Meteza ho hajoron' ny Tompo ho raim-pianakaviana tonga ohatra : 1) Raim-pianankaviana tena manam-pitiavana : πŸ‘‰ Manana ilay fitiavana tsy manavaka : ny manodidina azy rehetra dia mahatsapa ny fitiavany (and 3). πŸ‘‰ Manana ilay fitiavana manao ny asan' Andriamanitra (and 5). πŸ‘‰ Manana ilay fitiavana mitodika amin' ny fiaraha-monina sy ny firenena (and 5): manana fijery lavitra. 2) Raim-pianakaviana mahay manetry tena : πŸ‘‰ Mahay mihaiky ny fahalemeny (and 7a) πŸ‘‰ Manovo hery amin' Andriamanitra, fa Jesoa mahita izany fanetrentena izany. 3) Raim-pianakaviana manana finoana : πŸ‘‰ Tena mino fa raha vao miteny Andriamanitra dia tsy maintsy tanteraka izany (and 7b). πŸ‘‰ Tena mino fa tsy misy tsy hain' Andriamanitra hatao (and 7b). Nitondra ny hafatra : Pst Ravaloson FJKM Ankadifotsy.

Date
18/06/2023