Herinandro Masina 2024 - NMPF

👉Ireo fotoana hiarahana amin'ny NMPF-FJKM Ankadifotsy, mandritra ny Herinandro Masina eto amin'ny FJKM Ankadifotsy:

🟢ZOMA 29 MARSA :
Ny Mpihiran'ny Farimbona Zokiny, amin'ny 6 ora hariva ao amin'ny FJKM Ankadifotsy ;
🟢ALAHADY PASKA 31 MARSA :
Ny Taniketsan'ny Mpihira sy Ny Mpihiran'ny Farimbona, amin'ny 5 ora hariva.

 

 

nmpf-Fjkm-Ankadifotsy

Date
27/03/2024