SAMPANA FIFOHAZANA Ankadifotsy TOBY FAMPIRAISANA Ambohijanaka Ilafy
Talata 11 Aprily 2023: Nandray anjara tamin'ny * Fanompoam-pivavahana ho FITOKANANA ZAVA-BITA:
-Trano " KANANA" - Tamboho sy Famantarana" ZIONA"
- Trano Fandrahoana"LAZAROSY" - Trano fivoahana sy fidiovana " SILOAMA" - Fanasàn-tongotra"FIALOFAN'I SOLOMONA" - Fanamafisam-peo " ANJOMARA" - Mpanome herinaratra avy amin'ny masoandro
*Sakafo AGAPE
* Fanasan-tongotra
* Alim- bavaka ny Alarobia 12 Aprily 2023:
* Fanompoam-pivavahana fankalazana ny isan-kerintaonan'ny Toby
Nanangona Harilalaina À.
Date
13/04/2023